Recherche

ELFM Paris

Église Luthérienne Franco-Malagasy de Paris

Tag

Fanahy

190 • Ry Fanahy Mpanazava ♫

1. Ry Fanahy Mpanazava
Miandrandra Anao izahay;
Aza ela, fa tongava,
Taomy ny fanahinay,
Mba ho fantatray mazava
Izay lazain’ny teninao:
Areheto lalandava
Ao am-po ny afonao. Lire la suite

513 • Jeso Sakaizanay♫

1. Jeso sakaizanay,
Jeso anay;
Sady tsy mahafoy,
Jeso anay;
Raha ny olona
Mety mandao anay,
Jeso no tsy mandao,
Jeso anay. Lire la suite

186 • Fanahy, Mpanavao anay ♫

1. Fanahy, Mpanavao anay,
Simban’ny ota izahay,
Ka amboarinao indray,
Havaozy ny fanahinay.  Lire la suite

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑