1. Reko izao ry Tompo izany antsonao,
Miantso izany mpanompo mba ho irakao!
Fiv : Inty! Inty! Inty aho Jeso!
Inty! Inty! Iraho ho aho Jeso!
Ekeko re ny ho miaramilanao
Ho vonona hanao ny sitrakao, ka iraho! Lire la suite
1. Reko izao ry Tompo izany antsonao,
Miantso izany mpanompo mba ho irakao!
Fiv : Inty! Inty! Inty aho Jeso!
Inty! Inty! Iraho ho aho Jeso!
Ekeko re ny ho miaramilanao
Ho vonona hanao ny sitrakao, ka iraho! Lire la suite
1. O, ry Rain’ny fahazavana tsy milentika!
Avy izahay mitondra ny fisaorana;
Aloky ny fasanay no ipetrahanay,
Nefa andro no nasolonao ny alinay. Lire la suite
1. Raiso aho, Tompo ô!
Fa te ho mpanomponao;
Raiso koa ny androko,
Ka anarano fo izao. Lire la suite
1. Nandao Anao ela aho, Raiko ô!
Izao dia te-hody aho;
Maniry hiankina an-tratranao,
Izao dia te-hody aho.
Fiv : :,: Inty tamy aho,
Raiko malala ô,
Raiso ny tanako. :,: