Recherche

ELFM Paris

Église Luthérienne Franco-Malagasy de Paris

Tag

Fiderana

428 • Reko izao ry Tompo ♫

1. Reko izao ry Tompo izany antsonao,
Miantso izany mpanompo mba ho irakao!

Fiv : Inty! Inty! Inty aho Jeso!
Inty! Inty! Iraho ho aho Jeso!
Ekeko re ny ho miaramilanao
Ho vonona hanao ny sitrakao, ka iraho! Lire la suite

190 • Ry Fanahy Mpanazava ♫

1. Ry Fanahy Mpanazava
Miandrandra Anao izahay;
Aza ela, fa tongava,
Taomy ny fanahinay,
Mba ho fantatray mazava
Izay lazain’ny teninao:
Areheto lalandava
Ao am-po ny afonao. Lire la suite

Mon Dieu, plus près de toi ♫

1.Mon Dieu, plus près de toi
Plus près de toi,
C’est le cri de ma foi,
Plus près de toi.
Dans le jour où l’épreuve
Déborde comme un fleuve,
Garde-moi plus près de toi,
Plus près de toi.

Lire la suite

513 • Jeso Sakaizanay♫

1. Jeso sakaizanay,
Jeso anay;
Sady tsy mahafoy,
Jeso anay;
Raha ny olona
Mety mandao anay,
Jeso no tsy mandao,
Jeso anay. Lire la suite

Liturgie du Culte du dimanche 1 Novembre 2015

Télécharger la liturgie de ce dimanche 1er Novembre :

LITURGIE DU TEMPS DE L’EGLISE ELFM – Paroisse de Paris

Quelques Cantiques :

books 13c4a5 186 • Fanahy, Mpanavao anay ♫

books 13c4a5 247 • Célébrons le Seigneur ♫

books 13c4a5 317 • O, ry Rain’ny fahazavana tsy milentika!

 

 

317 • O, ry Rain’ny fahazavana tsy milentika!

1. O, ry Rain’ny fahazavana tsy milentika!
Avy izahay mitondra ny fisaorana;
Aloky ny fasanay no ipetrahanay,
Nefa andro no nasolonao ny alinay.  Lire la suite

247 • Célébrons le Seigneur ♫

1. Célébrons l’Eternel, le tout-puissant Roi de gloire
L’unique Créateur et des cieux et de la terre !
Ce Dieu d’amour,
De ses enfants, chaque jour,
Veut exaucer la prière.

Lire la suite

186 • Fanahy, Mpanavao anay ♫

1. Fanahy, Mpanavao anay,
Simban’ny ota izahay,
Ka amboarinao indray,
Havaozy ny fanahinay.  Lire la suite

441 • Raiso aho, Tompo ô ♫

1. Raiso aho, Tompo ô!
Fa te ho mpanomponao;
Raiso koa ny androko,
Ka anarano fo izao. Lire la suite

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑